Programme AFAFI-sud – Fandraisana anjara ny AFAFI SUD / UE amin’ny ady amin’ny bibin-tsaonjo mpanimba voly

Nanofana ireo tantsaha mpitarika sy mpisitraka ny fanadaharanasa AFAFI-Sud miisa 60 tao amin’ny kaominina Beraketa, distrikan’ny Bekily ireo teknisiana eo anivon’ny fitaleavam-paritry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono faritra Androy. Notohizana tamin’ny fampiharana avy hatrany ny fiofanana izay natao ka « piège à phéromone » miisa 60 no natolotry ny AFAFI-Sud ho fanampiana ireo tantsaha mpitarika ireo. Hita sy azo tsapain-tanana ny tombontsoa azo tamin’ny fampiofanana araka ny voalazan’ireo tantsaha nanaovana ny fanadiahadiana.

Tsiahivina fa ny Ministeran’ny Fambolena sy ny Fiompiana ary ny Jono ary ny Ministeran’ny Tontoloiaianana sy ny Fampandrosoana Lovain-jafy no mpiahy ny fandaharanasa AFAFI-Sud.

𝐂𝐨𝐧𝐭𝐫𝐢𝐛𝐮𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐝’𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈 𝐒𝐔𝐃 / 𝐔𝐄 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐜𝐚𝐝𝐫𝐞 𝐝𝐞 𝐥𝐚 𝐥𝐮𝐭𝐭𝐞 𝐚𝐧𝐭𝐢 𝐜𝐡𝐞𝐧𝐢𝐥𝐥𝐞 𝐥𝐞́𝐠𝐢𝐨𝐧𝐧𝐚𝐢𝐫𝐞

60 agriculteurs leaders de la commune de Beraketa ; district de Bekily, bénéficiaires du programme ont été formés par la Direction Régionale de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche sur les techniques pour lutter contre les insectes ravageurs de culture.

Des pièges à phéromone leur ont été distribuées pour faire la pratique sur leurs champs de culture. Des résultats positifs et palpables ont été déjà constatés selon l’explication de l’un des bénéficiaires.

Rappelons que le Ministère de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche ainsi que le Ministère de l’Environnement et du Développement Durable sont les maitres d’œuvre du programme AFAFI-Sud.