Nanantanteraka fidinana ifotony ireo mpandray anjara amin’ny COPILO III

Ao anatin’ny fivorian’ny COPILO fahatelo an’ny Fandaharan’asa AFAFI Sud izay tanterahina any Fort-Dauphin, dia nanao fitsidihana ifotony ireo mpandray anjara. Ny zotra voalohany dia ny « point d’eau à usage multiple » eny Ifarantsa Maliovola sy ny CEP CUMA mifandray aminy.

Niarahana tamin’ny Ben’ny Tanànan’Ifarantsa io fitsidihana io.

Nifantoka manokana tamin’ireto tranonkala vitsivitsy ireto ny fitsidihana :

  • « Agroforesterie » ao amin’ny sekoly ambaratonga fototra ao Ambatomainty ao Isaka izay efa nisy ihany koa ny fanamboarana PE iray ary nanamboarana tanimboly kely teo anilany niaraka tamin’ny fanohanan’ny tantsaha mpitatitra avy amin’ny Tetikasa (Intégration des ressources naturelles) (NUT WASH and SAME).
  • Ny « point d’eau à usage multiple » Ambatomainty sy ny CEP vary mifandray aminy
  • Ny toerana misy ny CAEM ho avy tarihin’ny AC : ny hetsika hotanterahina eo sy ny tombony.
  • Ny CAEM misy ny fandraisan’ny chef CSB sy ny AC, ny fanentanana ny reny ataon’ny chef CSB ary ny fampisehoana mahandro.
  • Ny tokantrano hijoro vavolombelona momba ny tombontsoa azo avy amin’ny KAMADO (fatana nohatsaraina) izay naparitahan’ny AT sy ny AC.

𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐒𝐮𝐝 : 𝐯𝐢𝐬𝐢𝐭𝐞 𝐬𝐮𝐫 𝐭𝐞𝐫𝐫𝐚𝐢𝐧 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞 𝐜𝐚𝐝𝐫𝐞 𝐝𝐮 𝐂𝐎𝐏𝐈𝐋𝐎 𝐈𝐈𝐈

Dans le cadre de la troisième réunion du COPILO du programme AFAFI Sud organisée à Fort-Dauphin, les participants se sont rendus sur le terrain. Le premier itinéraire concernait le point d’eau à usage multiple d’Ifarantsa Maliovola et le CEP CUMA qui lui est associé.

La mission était axée sur les sites suivants :

  • L’agroforesterie dans l’école primaire d’Ambatomainty à Isaka où un PE a également été réhabilité et un petit potager a été aménagé à côté avec l’appui d’un paysan relais du Projet (intégration gestion des ressources naturelles (NUT WASH et SAME).
  • Le point d’eau à usage multiple d’Ambatomainty et le CEP riz qui y est associé.
  • Le lieu d’emplacement du futur CAEM orienté par l’AC : les activités qui y seront faites et les avantages.
  • Le CAEM avec accueil par le chef CSB et AC, sensibilisation des mères par le chef CSB et démonstration culinaire.
  • Les ménages qui vont faire le témoignage sur les avantages tirés du KAMADO (foyer amélioré) qui a été diffusé par les AT et les AC.

Voir la galerie photos