Nahazo ireo mpamokatra vokatry ny famatsiam-bolan’ny vondrona eropeana amin’ny alalan’ny tetikasa FANDROSO, compsante 2 an’ny Programme RINDRA

𝗙𝗗𝗔 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝘆 : 𝗠𝗶𝘁𝗼𝗵𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗵𝗮𝗻𝗮𝗻𝗮 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝗺𝗽𝗮𝗺𝗼𝗸𝗮𝘁𝗿𝗮.
Ho 𝑓𝑎𝑛𝑎𝑡𝑟𝑎𝑟𝑎̀𝑛𝑎 𝑛𝑦 𝑓𝑎ℎ𝑎𝑣𝑖𝑡𝑎𝑛-𝑡𝑒𝑛𝑎 𝑎𝑟𝑎-𝑡𝑠𝑎𝑘𝑎𝑓𝑜, 𝑉𝑒𝑙𝑖𝑟𝑎𝑛𝑜 𝑓𝑎ℎ𝑎 𝟿 napetraky ny Filoham-pirenena dia tsy mitsahatra ny 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑚𝑏𝑜𝑙𝑒𝑛𝑎 𝑠𝑦 𝑓𝑖𝑜𝑚𝑝𝑖𝑎𝑛𝑎 𝑎𝑟𝑦 𝑛𝑦 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒𝑟𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝐽𝑜𝑛𝑜 𝑠𝑦 𝑛𝑦 𝑇𝑜𝑒𝑘𝑎𝑟𝑒𝑛𝑎 𝑚𝑎𝑛𝑔𝑎 tamin’ny alalan’ny FDA mitondra fanohanana ireo mpamboly, mpiompy sy mpanjono izay mivondrona amina fikambanana 5 tao amin’ny kaominina Lavanono, distrikan’I Beloha.
Tamin’ny alalan’ny tohana no nahafahan’izy ireo nisitraka fitaovana maro samihafa ka ireo mpamboly sy mpiompy dia nahazo : sarety miisa 6, Osy vita vakisiny miisa 227 ( 55 lahy ary 172 vavy) miaraka amina fiofanana ho fanamafisana ny fahaizana-manao amin’ny fikolokoloina sy fitaizana osy.
Ireo mpanjono kosa dia nisitraka : tady isan-karazany 50 isa, gilet de sauvetage 10, arato jarify 4, arato ZZ 3, arato électronique 17, plomb 30, flotteurs 150 ary lakana miisa 5.
Ny fanolorana ireo tohana ireo tamin’ny fomba ofisialy dia natrehin’ny Governora ny Faritra Androy notron’ny Talem-paritry ny Fambolena, fiompiana ary ny Jono sy ny talem-paritry ny FDAR Androy.
Famantsiam-bola avy amin’ny 𝑉𝑜𝑛𝑑𝑟𝑜𝑛𝑎 𝐸𝑜𝑟𝑜𝑝𝑒𝑎𝑛𝑖𝑛𝑎 𝑡𝑎𝑚𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑎𝑙𝑎𝑙𝑎𝑛’𝑛𝑦 𝑡𝑒𝑡𝑖𝑘𝑎𝑠𝑎 𝐹𝐴𝑁𝐷𝑅𝑂𝑆𝑂 𝑖𝑧𝑎𝑦 𝑠𝑖𝑛𝑔𝑎 𝑓𝑎ℎ𝑎𝑟𝑜𝑎 𝑎𝑛𝑎𝑡𝑖𝑛’𝑛𝑦 𝑓𝑎𝑛𝑑𝑎ℎ𝑎𝑟𝑎𝑛’𝑎𝑠𝑎 𝑅𝐼𝑁𝐷𝑅𝐴 no nahafahana nanatanteraka izao fanohana izao.
𝗙𝗗𝗔 𝗔𝗻𝗱𝗿𝗼𝘆 : 𝗟’𝗮𝗽𝗽𝘂𝗶 𝗱𝗲𝘀 𝗽𝗿𝗼𝗱𝘂𝗰𝘁𝗲𝘂𝗿𝘀 𝗰𝗼𝗻𝘁𝗶𝗻𝘂.
Dans le cadre de 𝑙’𝑎𝑡𝑡𝑒𝑖𝑛𝑡𝑒 𝑑𝑒 𝑙’𝑜𝑏𝑗𝑒𝑐𝑡𝑖𝑓 𝑑𝑢 𝑉𝑒𝑙𝑖𝑟𝑎𝑛𝑜 𝟿 𝑞𝑢𝑖 𝑒𝑠𝑡 𝑙’𝑎𝑢𝑡𝑜𝑠𝑢𝑓𝑓𝑖𝑠𝑎𝑛𝑐𝑒 𝑎𝑙𝑖𝑚𝑒𝑛𝑡𝑎𝑖𝑟𝑒, 𝑙𝑒 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒̀𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙’𝑎𝑔𝑟𝑖𝑐𝑢𝑙𝑡𝑢𝑟𝑒 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙’𝑒́𝑙𝑒𝑣𝑎𝑔𝑒 𝑒𝑡 𝑙𝑒 𝑀𝑖𝑛𝑖𝑠𝑡𝑒̀𝑟𝑒 𝑑𝑒 𝑙𝑎 𝑃𝑒̂𝑐ℎ𝑒 𝑒𝑡 𝑑𝑒 𝑙’𝑒́𝑐𝑜𝑛𝑜𝑚𝑖𝑒 𝑏𝑙𝑒𝑢𝑒 à travers le 𝓕𝓓𝓐 ont déployés leur effort pour soutenir les producteurs et pêcheurs regroupés en 5 associations situées dans la commune de Lavanono, district de Beloha.
A travers cet appui, les agriculteurs et éleveurs ont pu acquérir : 6 charrettes, 227 caprins vaccinés (dont 55 mâles et 172 femelles) puis d’un renforcement de capacité pour améliorer et mener à bien l’élevage de caprins.
De leur côté, les pêcheurs ont bénéficié de matériels de pêche tels que : 20 cordes n°08, 20 cordes n°04, 10 cordes n°06, 10 gilets de sauvetage, 04 filets jarify ; 03 filets ZZ3, 17 filets électroniques, 30 plombs, 150 flotteurs et 05 pirogues.
Le Gouvernorat de la région, la Direction Régionale de l’Agriculture et de l’Elevage ainsi que le FDAR Androy ont activement assister et participer à la remise officielle des matériels.
Cet appui a été réalisé grâce au financement de 𝑙’𝑈𝑛𝑖𝑜𝑛 𝐸𝑢𝑟𝑜𝑝𝑒́𝑒𝑛𝑛𝑒 𝑝𝑎𝑟 𝑙𝑒 𝑏𝑖𝑎𝑖𝑠 𝑑𝑢 𝑝𝑟𝑜𝑗𝑒𝑡 𝐹𝐴𝑁𝐷𝑅𝑂𝑆𝑂, 𝑐𝑜𝑚𝑝𝑜𝑠𝑎𝑛𝑡𝑒 𝟸 𝑑𝑢 𝑝𝑟𝑜𝑔𝑟𝑎𝑚𝑚𝑒 𝑅𝐼𝑁𝐷𝑅𝐴.


