Projet DIABE – Vidéo témoignage Bénéficiaire : Madame Olga

🇲🇬 Izy no Madame Olga, mpisitraka tamin’ny Tetikasa teo aloha izy ary mbola mpisitraka ny Tetikasa DIABE noho ny fampisehoany ny fahavitrihana, fahamatorana ary fahavononana hatrany.Ankehitriny dia hizara amintsika ny tombotsoa tsinjony tao anatin’izany fambolen-kazo izany izy; noho ny fanarahana ny teknika toy ny fanadiovana ny manodidina ny zanakazo, ny fikarakaràna ary indrindra indrindra ny fanaovana ny zezika no nahatongavany tamin’izao fahombiazana izao ka tiany ho zaraina amintsika ao anatin’ity horonan-tsary ity.

🇫🇷 Elle, c’est Madame Olga, bénéficiaire du précèdent projet et une des bénéficiaires du Projet DIABE grâce à son enthousiasme, sa détermination et à son application.Aujourd’hui, elle partage à travers la vidéo les avantages liés au reboisement mais surtout un partage sur la manière d’y arriver en respectant les techniques prodigués par les techniciens du Projet; comme l’entretien des parcelles, le nettoyage autour des jeunes plants mais surtout l’utilisation de fertilisants.