Projet DIABE – Tetikasa Distrika Moramanga
Izy no Rakotohasimbola Todisoa, Teknisiana ao amin’tetikasa DIABE Distrika Moramanga, hanazava ny anjara asany miaraka amin’ny Agent local eny anivon’ny commune misy eto Moramanga izy ao anatin’ity horonan-tsary ity manomboka amin’ny fandrindrana ny fivoriana miaraka amin’ny mpisehatra amin’ny hazo-angovo, ny fanofanana azy ireo ary ny fampitana antontan’isa.