Projet DIABE – Resadresaka niarahana tain’ny “point de vent” arina fandrehira 2M eo Manjakandriana

Ndeha arahintsika androany ny resadresaka niarahana tamin’ny 𝐩𝐨𝐢𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐯𝐞𝐧𝐭𝐞 𝐚𝐫𝐢𝐧𝐚 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐫𝐞𝐡𝐢𝐭𝐫𝐚 𝟐𝐌 𝐞𝐨 𝐌𝐚𝐧𝐣𝐚𝐤𝐚𝐧𝐝𝐫𝐢𝐚𝐧𝐚, maro ny tombotsoa lazainy ao anatin’ny oronantsary toan’ny fitsitsina sy ny sisa.Misy hatrany moa ny fenitra izay takian’ny 𝐭𝐞𝐭𝐢𝐤𝐚𝐬𝐚 𝐃𝐈𝐀𝐁𝐄 ny momba ny famokarana ity karazana arina ity ary misy hatrany ny fanaraha-maso ataon’ny tetikasa hatrany ampotony ka hatrany amin’ny mpaninjara.