Projet Diabe – Ny Tetikasa DIABE
đđČ đđđđąđ€đđŹđ đđđđđ izay tohanan’ny vondrona Eropeana vola dia đŠđđŠđ©đąđđ§đđđ«đ đĄđđđ«đđ§đČ đ§đČ đđđ§đđŹđđĄđ (manomboka amin’ny famokarana zanakazo, ireo teknika momban’ny fambolen-kazo ka hatramin’ny fikarakarĂ na ireo taninkazo) mba đđłđđĄđšđđ§đ đŻđšđ€đđđ«đ đđŹđđ«đ đđš đđ§đđđąđ§’đ§đČ đđšđđšđđ§đ đđšđĄđČ đŹđČ đŠđđ§đđ«đđ€đ đ§đČ đđđ§đąđđ«đ indrindra amin’izao fiandohan’ny taom-pambolena vaovao izao.Ny horonantsaray tahaka itony dia manampy betsaka amin’ny fivohizana ireo tombotsoa azo avy amin’ny fanarahana ireo teknika samihafa ho an’ny fahombiazana.