Projet DIABE – Fambolenkazo teo Ankazobe ny Alahady 26 Febroary 2023

Zanakazo 3900 Fototra no novolena tamin’ny velarantany 3ha mahery teo Ankazobe ny Alahady 26 Febroary 2023.Izany moa dia nokarakarain’ny tetikasa DIABE izay vatsian’ny Vondrona Eoropeana vola,ary niarahana nanatanteraka tamin’ny Federasionan’ny Fiangonana Advantista Madagasikara afovoany.