Projet DIABE – Arina fandrehitra nohatsaraina
Mamatsy an’Antananarivo sy ny manodidina amin’ny arina fandrehitra nohatsaraina ny commune Ambohibao Atsimo izay distrikan’i Manjakandriana, tamin’ny taona 2020 izy ireo no nahazo ny fihofanana momba n’ny TAC na Technique Amélioré de carbonisation tamin’ny alalan’ny tetikasa DIABE.Arak’izay, dia mitombo avo roa heny ny vokatra amin’izany ary mihena kosa ny hazo nampiasaina.
Marihina moa fa hazo nampaniriana ary natokana ho lasa angovo ihany no ampiasaina amin’izany.Araho ary ny fanazavàna.
Source : TVM Televiziona Malagasy