Projet DIABE – Ala vadim-boly
Androany isika dia hiresaka Ala vadim-boly miaraka amin’i Aina, izay Agent Local ao Ankazobe.Hanazava amintsika izy ao anatin’ny horonan-tsary ny fahafahana mampivady voly roa samihafa toy ny kininina sy ny mangahazo.Eto ihany koa dia mampafantatra antsika izy ny amin’ny maha sarobidy ny fikolokoloana ny taninkazo amin’ny alalàn’ny fanadiovana, ny fanaovana ny rakotra bozaka ny zanakazo ary ny tombotsoa azo avy amin’izany ary farany ny antony lehibe anaovana zezika eny antanikazo.
Aina, l’agent local du Projet DIABE d’Ankazobe va nous parler aujourd’hui d’agroforesterie.Elle nous éxplique à travers la vidéo la possibilité de marier sur une même parcelle, des plants d’Eucalyptus et des plants de manioc.Aussi, elle profite de l’occasion pour nous informer sur l’importance de l’entretien de la parcelle à travers le nettoyage, la mise en place du paillage et les avantages qui y sont liés et enfin sur la nécessité de l’apport en engrais.