Fifaninanana famoronana tantara mahakasika tetikasa iray mifandraika amin’ny fiovan’ny toetr’andro

𝑯𝒐 𝒂𝒏𝒕𝒔𝒊𝒌𝒂 18 𝒉𝒂𝒕𝒓𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 30 𝒕𝒂𝒐𝒏𝒂, 𝒉𝒂𝒔𝒂𝒊𝒏𝒂 𝒊𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒚 𝒂𝒏𝒋𝒂𝒓𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒇𝒂𝒏𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂𝒏𝒂 famoronana 𝒕𝒂𝒏𝒕𝒂𝒓𝒂 𝒎𝒂𝒉𝒂𝒌𝒂𝒔𝒊𝒌𝒂 𝒕𝒆𝒕𝒊𝒌𝒂𝒔𝒂 iray 𝒎𝒊𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒊𝒌𝒂 𝒂𝒎𝒊𝒏’𝒏𝒚 𝒇𝒊𝒐𝒗𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝒕𝒐𝒆𝒕𝒓’𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐 (𝒉𝒐𝒓𝒐𝒏𝒂𝒏-𝒕𝒔𝒂𝒓𝒚 𝒏𝒂 𝒍𝒂𝒉𝒂𝒕𝒔𝒐𝒓𝒂𝒕𝒓𝒂 + 𝒔𝒂𝒓𝒚)

Ireo mpandresy dimy dia ho ambara alohan’ny COP26 amin’ny volana novambra. Izy ireo dia asaina handray anjara amin’ny masterclass mandritra ny enina herinandro tarihan’ny 𝑪𝒍𝒊𝒎𝒂𝒕𝒆 𝑻𝒓𝒂𝒄𝒌𝒆𝒓 ary hahazo loka amin’ny fahaiza-mamoronana tantara.

𝑨𝒈𝒆́ 𝒅𝒆 18 𝒂̀ 30 𝒂𝒏𝒔, 𝒑𝒂𝒓𝒕𝒊𝒄𝒊𝒑𝒆𝒛 𝒂𝒖 𝒄𝒐𝒏𝒄𝒐𝒖𝒓𝒔 𝒅𝒆 𝒓𝒆́𝒄𝒊𝒕 𝒔𝒖𝒓 𝒖𝒏 𝒑𝒓𝒐𝒋𝒆𝒕 𝒍𝒊𝒆́ 𝒂𝒖 𝒄𝒉𝒂𝒏𝒈𝒆𝒎𝒆𝒏𝒕 𝒄𝒍𝒊𝒎𝒂𝒕𝒊𝒒𝒖𝒆 (𝒗𝒊𝒅𝒆́𝒐 𝒐𝒖 𝒂𝒓𝒕𝒊𝒄𝒍𝒆 + 𝒑𝒉𝒐𝒕𝒐𝒔)!

Les cinq lauréats sera annoncé avant la COP26 de novembre. Chacun d’eux sera invité à 𝒑𝒂𝒓𝒕𝒊𝒄𝒊𝒑𝒆𝒓 𝒂̀ 𝒖𝒏𝒆 𝒎𝒂𝒔𝒕𝒆𝒓𝒄𝒍𝒂𝒔𝒔 𝒅𝒆 𝒔𝒊𝒙 𝒔𝒆𝒎𝒂𝒊𝒏𝒆𝒔 𝒎𝒆𝒏𝒆́𝒆 𝒑𝒂𝒓 𝑪𝒍𝒊𝒎𝒂𝒕𝒆 𝑻𝒓𝒂𝒄𝒌𝒆𝒓 et remportera un prix de création narrative.