Fifamindran-draharaha eo amin’ny lehiben’ny sampan-draharaha “opérations” eto anivon’ny “Bureau d’Appui à la Coopération Extérieure”

Tontosa anio tolakandro ny fifamindran-draharaha teo amin’ny lehiben’ny sampan-draharaha mpanatanteraka vonjimaika (service des opérations), Ramatoa NARY ONY ARILALA IARIVO sy ny lehiben’ny sampan-draharaha mpanatanteraka vaovao eto amin’ny BACE, Ramatoa MICHEL CHRISTELLE Erika Matthias.

Talohan’izao fanendrena azy izao dia nitana ny andraikitry ny lehiben’ny sampan-draharaha « coordination générale des activités » tao amin’ny « Commission Nationale des Marchés » izy.

Ny talen’ny BACE dia nirary soa ho an’ny lehiben’ny sampan-draharaha mpanatanteraka vaovao amin’ny asa izay ho sahaniny ary koa nisaotra ny lehiben’ny sampan-draharaha mpanatanteraka vonjimaika tamin’ny fanatanterahana ny asa nandritra izay fotoana izay.

Ny lehiben’ny sampan-draharaha mpanatanteraka vaovao kosa dia nanambara ny fahavononany amin’ity asa vaovao izay ho sahaniny ity.

𝟐𝟑 𝐟𝐞́𝐯𝐫𝐢𝐞𝐫 𝟐𝟎𝟐𝟐 – 𝐏𝐚𝐬𝐬𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐚𝐮 𝐬𝐞𝐢𝐧 𝐝𝐮 « 𝐒𝐞𝐫𝐯𝐢𝐜𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐨𝐩𝐞́𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧𝐬 » 𝐝𝐮 𝐁𝐮𝐫𝐞𝐚𝐮 𝐝’𝐀𝐩𝐩𝐮𝐢 𝐚̀ 𝐥𝐚 𝐂𝐨𝐨𝐩𝐞́𝐫𝐚𝐭𝐢𝐨𝐧 𝐄𝐱𝐭𝐞́𝐫𝐢𝐞𝐮𝐫𝐞

Le chef intérimaire du service des opérations, Madame NARY ONY ARILALA IARIVO et la nouvelle responsable de cette section, Mme MICHEL CHRISTELLE Erika Matthias, ont procédé à une passation de service ce jour, à Antsahavola.

Le nouveau chef du service des opérations a, avant sa nomination, occupé la place de chef du service de la coordination générale des activités au sein de la « Commission Nationale des Marchés » du Ministère de l’Economie et des Finances.

Au cours de la cérémonie, le Directeur du BACE a souhaité plein succès au nouveau chef de service, sans oublier de remercier le chef de service par intérim pour son dévouement. Le chef du service des opérations a, pour sa part, exprimé sa volonté de prendre ses nouvelles fonctions.

Voir la galerie photos