Fandaharan’asa AFAFI-Centre : fampivondronana ny ben’ny tanàna sy ny filohan’ny filankevitra monisipaly amin’ny fanatanterahana ny “processus budgétaire participatif (BP)”
Ao anatin’ny fanatanterahana ny Tetikasa TAFITA dia misy ny fanohanana ireo kaominina 26 mpiara-miombon’antoka amin’ny fampandehanana ny BP. Ny dingana toy izany dia mitaky fahatakaran’ny olom-boafidy sy ny tompon’andraikitra monisipaly ny olana mety hisy, ny tombontsoa ary ny fahasarotana mety hitranga amin’ny fampiharana ny BP ary koa ny fahazoana ny dingana mitarika amin’ny fanehoana ny fahavononany hanao izany.
Noho izany dia nisy ny fivoriana fampivondronana ny 08 desambra 2021 teny amin’ny Motel Anosy entina hampahafantarana ny mpandray anjara ny amin’ireo tena ilaina amin’ny BP, ny fomba arahina ary ny famantarana ireo fitaovana hapetraka hanombohana izany.
Notanterahina tamin’ny fiafaran’ny fihaonana ny fanaovan-tsonia ny fanehoana ny fahavononana hampihatra ny BP nataon’ireo Ben’ny tanàna sy ireo Filohan’ny Filankevitra monisipaly.
𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐂𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 : 𝐫𝐞𝐠𝐫𝐨𝐮𝐩𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐦𝐚𝐢𝐫𝐞𝐬 𝐞𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐩𝐫𝐞́𝐬𝐢𝐝𝐞𝐧𝐭𝐬 𝐝𝐮 𝐜𝐨𝐧𝐬𝐞𝐢𝐥 𝐜𝐨𝐦𝐦𝐮𝐧𝐚𝐥 𝐩𝐨𝐮𝐫 𝐥𝐚 𝐦𝐢𝐬𝐞 𝐞𝐧 œ𝐮𝐯𝐫𝐞 𝐝𝐮 𝐩𝐫𝐨𝐜𝐞𝐬𝐬𝐮𝐬 𝐛𝐮𝐝𝐠𝐞́𝐭𝐚𝐢𝐫𝐞 𝐩𝐚𝐫𝐭𝐢𝐜𝐢𝐩𝐚𝐭𝐢𝐟 (𝐁𝐏)
Dans le cadre de mise en œuvre du Projet TAFITA, il a été prévu d’appuyer les 26 Communes partenaires sur l’opérationnalisation du processus BP. Une telle démarche nécessite une bonne compréhension des élus et responsables communaux des enjeux, des avantages et des éventuelles difficultés quant à la mise en œuvre du BP ainsi que l’appropriation du processus aboutissant à la manifestation de leur volonté à le faire.
Avant de démarrer le processus BP dans chaque Commune, il s’est avéré indispensable de regrouper les élus locaux (Maire et Président du Conseil communal) pour partager les éléments fondamentaux du BP, recueillir leurs soucis et attentes par rapport à la mise en œuvre de cet outil ainsi que son adaptation par rapport aux réalités vécues au niveau de la Commune.
De ce fait, une réunion de regroupement s’est tenue le 08/12/2021 au motel Anosy afin d’informer les participants sur les éléments essentiels du BP, la démarche à suivre et identifier les dispositifs à mettre en place pour démarrer le processus BP.
A l’issue de la réunion, une signature de la manifestation de volonté à pratiquer le BP par les Maires et les Présidents du Conseil communal a été réalisée.

