Fandaharana AFAFI-Centre vatsian’ny Vondrona eropeanina : mandroso ny asan’ny tetikasa TAFITA
Nanatanteraka ny « diagnostic communal » ny tetik’asa TAFITA tao amin’ireo kaominina miisa 26 izay misitraka ny tetik’asa. Izany dia tanterahin’ireo « AC » na ny mpanentana kaominaly izay voatendry ao anatin’ny tetik’asa TAFITA nandritra ny 4 herinandro izay. Entina hanangonana tahirin-kevitra sy fampahalalana izay afaka manamora ny zava-bita napetraky ny tetikasa TAFITA amin’ireo lohahevitra 4 izay tanterahiny izany.
Ao anatin’izany lohahevitra izany ny : fananana biraon-tany mahomby sy maharitra ; fanamafisana ny loharanom-bolan’ny tanàna amin’ny alàlan’ny fandefasana indray ny hetra any an-toerana ; fanamorana ny fitantanana ny faritany monisipaly amin’ny alàlan’ny fananganana sy ny fampiasana ireo fitaovana fanomanana drafitra ho an’ny faritra (Schémas d’Aménagement Communaux -SAC) ary ny fanatsarana ny fitantanana eo amin’ny ambaratongam-pokonolona miditra an-tsehatra.
Anisan’ny teknika nampiasaina ny “FOCUS GROUP” entina hanadihadiana, ary koa ny hanamafisana ireo fahalalana nangonina.
𝐏𝐫𝐨𝐠𝐫𝐚𝐦𝐦𝐞 𝐀𝐅𝐀𝐅𝐈-𝐂𝐞𝐧𝐭𝐫𝐞 𝐟𝐢𝐧𝐚𝐧𝐜𝐞́ 𝐩𝐚𝐫 𝐥’𝐔𝐧𝐢𝐨𝐧 𝐄𝐮𝐫𝐨𝐩𝐞́𝐞𝐧𝐧𝐞 : 𝐚𝐯𝐚𝐧𝐜𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐚𝐜𝐭𝐢𝐯𝐢𝐭𝐞́𝐬 𝐝𝐮 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭 𝐓𝐀𝐅𝐈𝐓𝐀
Des avancements plutôt encourageants pour le diagnostic communal effectué par le projet TAFITA dans les 26 communes d’intervention. Le diagnostic communal est une activité entamée par les AC ou Animateurs Communaux du projet TAFITA depuis déjà 4 semaines dans le but de collecter les données et les informations pouvant faciliter la réalisation et l’atteinte des objectifs fixés par le projet TAFITA sur ses 4 thématiques.
Il s’agit notamment de :
• Rendre les guichets fonciers plus performants et plus pérennes ;
• Renforcer les ressources financières des communes par une relance de la fiscalité locale ;
• Faciliter la gestion du territoire communal par la mise en place et l’opérationnalisation des outils de planification territoriale appropriés (Schémas d’Aménagement Communaux -SAC) ;
• Améliorer la gouvernance au niveau des communes d’intervention.
Une des techniques employées est le « FOCUS GROUP » pour recouper, ainsi que pour confirmer les données collectées.

