Fanamboarana ny grille de protection vaovao aloan’ny siphon, ny fanamboarana ny kanaly stella

Notanterahina ny andron’ny Robia 08 Septembra 2021 ny fandraisana ny asa Lot2 izay nataon’ny Ese CGC ho fanatsarana ny lemaka Mahavavy dia ny: fanamboarana ny grille de protection vaovao aloan’ny siphon, ny fanamboarana ny kanaly stella. Ny asa moa dia novatsian’ny Union Europeana vola tamin’ny alalan’ny Programme AFAFI-NORD. Tonga nanatrika izany fandraisana asa izany ny Directeur BACE, Atoa Tale Rodillson Vahiny, UCGP, ny solotenan’ny Depute Ambilobe, ny avy ao amin’ny District Ambilo,…
Raha ny tanjona moa dia tafiakatra 13000m3/ s ny rano zakany kanaly ary hitombo 5600ha ny tany volen’ny tantsaha


