Fanamafisana ny Fahafahan’ireo vehivavy ambanivohitra mihatrika ny Fivelomany

Tsikaritra fa mbola misy ny fanavakavahana eo amin’ny lahy sy ny vavy eo amin’ny fandovana ny tany sy/na ny fampiasana/fampiasana ny tany noho ny antony ara-tsosialy sy ara-kolontsaina, saingy zo fototra ny fahazoana tany ary ny sakafo.

Ny fandaharana AFAFI-Sud dia mikendry ny hampihena ny tahan’ny fahantrana sy hanatsara ny tsy fanjarian-tsakafo ho an’ny tokantrano any ambanivohitra, indrindra ho an’ireo vehivavy sy ny ankizy.

Amin’ny taona 2024, amin’ny alalan’ny Fandaharanasa AFAFI-Sud dia vehivavy marefo miisa 400 no hahazo fahafahana manana tany azo antoka ary hanana fahafahana hamokatra vokatra anaovana sakafo na zavatra hafa ilain’ny tokantrano ao anatin’ny fitoniana tanteraka.

Nisy ny lanonana ofisialy nokarakaraina nandritra ny fitsidihana fanindroany nataon’ireo komity mpitantana ny Kaominina ny ambanivohitra Ifarantsa ka vehivavy 20 no notolorana fitaovam-pambolena. Nampifandraisina tamin’ny tantsaha voahofana ihany koa izy ireo izay hanome fampianarana ara-teknika any an-toerana.

𝐕𝐞𝐫𝐬 𝐥𝐚 𝐫𝐞́𝐬𝐢𝐥𝐢𝐞𝐧𝐜𝐞 𝐝𝐞𝐬 𝐟𝐞𝐦𝐦𝐞𝐬 𝐫𝐮𝐫𝐚𝐥𝐞𝐬…

Fort est de constater qu’il existe encore une discrimination de genre par rapport à l’héritage de la terre et/ou l’utilisation/l’exploitation des terres pour des raisons socio-culturelles, or l’accès à la terre, l’alimentation et la nutrition sont des droits fondamentaux.

Le Programme AFAFI-Sud a pour objectif de réduire la pauvreté et d’améliorer la sécurité alimentaire des ménages ruraux notamment celle des femmes et des enfants.

D’ici 2024, le Programme AFAFI-Sud, va permettre à 400 femmes vulnérables d’avoir un accès sécurisé à la terre et donner l’opportunité de produire en toute quiétude des denrées alimentaires destinées à l’alimentation ou autres besoins des ménages.

Une cérémonie d’officialisation a été organisée pendant la deuxième visite du Comité de Pilotage dans la Commune Rurale d’Ifarantsa durant laquelle 20 femmes ont été dotées en outillage agricole. Elles ont aussi été affiliées à un paysan relais qui assurera l’encadrement technique de proximité.