Fanaingàna offisialy ny FDA sy Tetikasa FANDROSO ao amin’ny Faritra SAVA

Ny 23 aprily 2021 no napetraka tamin’ny fomba ofisialy ny FDAR SAVA sy ny tetikasa FANDROSO. Ny lanonana dia notanterahana tao amin’ny “Salle des Fêtes et Réception Capricorne” tao Sambava, ary natrehan’ny Governoran’ny faritra, ny Préfet, ny solombavam-bahoakan’ny Madagasikara lany tao amin’ny faritra, ary ny Ben’ny Tanan’ny Sambava.

Tsy miova ny tanjon’ny FDA, izay eo ambany fiahian’ny Ministeran’ny Fambolena, Fiompiana ary Jono (MAEP), dia ny fanamoràna ny fisitrahan’ny mpamokatra na fikambanan’ny mpamokatra amin’ny sehatra fambolena, fiompiana ary jono ny tolotra hahafahany mampitombo ny taham-pamokarana ary manatsara ny fari-piainany. Ao anatin’izay tanjona izay indrindra no nametrahana ny tetikasa FANDROSO, izay tafiditra amin’ny singa faharoa ny fandaharanasa RINDRA ary vatsian’ny Vondrona Eoropeana (UE).

Ny biraon’ny FDAR SAVA dia hitanao ao amin’ny 𝑩𝒊𝒓𝒂𝒐 𝑫𝑹𝑨𝑬𝑷 𝑺𝑨𝑽𝑨 – 𝑺𝒂𝒎𝒃𝒂𝒗𝒂 𝑨𝒏𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒓𝒐𝒇𝒐.

Tanteraka io herinandro io ihany koa ny session CROA izay naharitra roa andro, nanapahana ireo 𝘀𝗲𝗵𝗮𝗺-𝗽𝗶𝗵𝗮𝗿𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗹𝗮𝗵𝗮𝗿𝗮𝗺-𝗽𝗮𝗵𝗮𝗺𝗲𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗲𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗿𝗶𝘁𝗿𝗮 𝗦𝗔𝗩𝗔, 𝗱𝗶𝗮 𝗻𝘆 𝘃𝗮𝗿𝘆 , 𝘃𝗼𝗹𝘆 𝗳𝗮𝗻𝗼𝗻𝗱𝗿𝗮𝗻𝗮 (𝗸𝗮𝗸𝗮𝗼, 𝗹𝗮𝘃𝗮𝗻𝗶𝗹𝗮, 𝗷𝗶𝗿𝗼𝗳𝗼), 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗼𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗸𝗼𝗵𝗼 𝗮𝗺𝗮𝗺-𝗯𝗼𝗿𝗼𝗻𝗮 𝗮𝗿𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗼𝗺𝗽𝗶𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻𝗮𝘁𝘆 𝗿𝗮𝗻𝗼. Tetikasa 112 no nahazo fankatoavana fa hahazo tohana avy amin’ny MAEP, amin’ny alalan’ny FDA, ao anatin’ny tetikasa FANDROSO amin’ny enimbolana voalohany amin’ity 2021 ity.

𝐑𝐞́𝐠𝐢𝐨𝐧 𝐒𝐀𝐕𝐀 : 𝐥𝐚𝐧𝐜𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞 𝐥’𝐚𝐧𝐭𝐞𝐧𝐧𝐞 𝐫𝐞́𝐠𝐢𝐨𝐧𝐚𝐥𝐞 𝐅𝐃𝐀 𝐞𝐭 𝐝𝐮 𝐩𝐫𝐨𝐣𝐞𝐭 𝐅𝐀𝐍𝐃𝐑𝐎𝐒𝐎

Le 23 avril 2021 a eu lieu la cérémonie de lancement officiel du FDAR SAVA et du projet FANDROSO. La cérémonie s’est tenue la “Salle des Fêtes et Réception Capricorne”, Sambava, en présence du Gouverneur de la région, du Préfet, des députés de Madagascar élus dans la région et du Maire de Madagascar de la ville de Sambava.

Pour rappel, l’objectif du FDA, sous-tutelle du Ministère de l’Agriculture, de l’Elevage et de la Pêche, est de faciliter l’accès des producteurs et associations de producteurs aux services agricoles pour leur permette d’augmenter leur production et d’améliorer leur qualité de vie. C’est également dans cette optique que le projet FANDROSO, qui fait partie du deuxième volet du programme RINDRA et financé par l’Union européenne (UE), a été lancé.

Le bureau FDAR SAVA se trouve au 𝒃𝒖𝒓𝒆𝒂𝒖 𝑫𝑹𝑨𝑬𝑷 𝑺𝑨𝑽𝑨 – 𝑺𝒂𝒎𝒃𝒂𝒗𝒂 𝑨𝒏𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒅𝒓𝒐𝒓𝒐𝒇𝒐.

La même semaine a également vu la session CROA de deux jours, pour déterminer les secteurs prioritaires de la région et les projets qui seront subventionnés. Ainsi, dans la région SAVA, 𝗹𝗲𝘀 𝗳𝗶𝗹𝗶𝗲̀𝗿𝗲𝘀 𝗽𝗿𝗶𝗼𝗿𝗶𝘁𝗮𝗶𝗿𝗲𝘀 𝘀𝗼𝗻𝘁 𝗹𝗲 𝗿𝗶𝘇 , 𝗹𝗲𝘀 𝗰𝘂𝗹𝘁𝘂𝗿𝗲𝘀 𝗱𝗲 𝗿𝗲𝗻𝘁𝗲 (𝗰𝗮𝗰𝗮𝗼, 𝘃𝗮𝗻𝗶𝗹𝗹𝗲, 𝗴𝗶𝗿𝗼𝗳𝗹𝗲), 𝗹’𝗮𝘃𝗶𝗰𝘂𝗹𝘁𝘂𝗿𝗲 𝗲𝘁 𝗹’𝗮𝗾𝘂𝗮𝗰𝘂𝗹𝘁𝘂𝗿𝗲 . 112 projets ont été approuvés pour bénéficier du soutien du MAEP, via la FDA, dans le cadre du projet FANDROSO au cours du premier semestre de 2021.