Fampandrosoana ny rojom-pihariana any amin’ny faritra Androy, Anosy ary atsimo Atsinanana

Ny fandaharanasa AFAFI-Sud izay vatsian’ny Vondrona Eoropeana vola dia miasa any amin’ny faritra Androy, Anosy sy Atsimo Atsinanan’ny Madagasikara, izay misedra olana amin’ny tsy fanjarian-tsakafo lavareny, ny fahambanian’ ny voka-pambolena sy fiompiana nohon’ny fiovaovan’ny toetr’andro : fihenan’ny rotsakorana izay miterika hain-tany manimba ny fambolena sy faharatsian’ny vokatra.

Ny sehatrasa fototra faha 3 dia ataon’ny GIZ PrAda, izay miompana amin’ny fampivoarana sy fampiroboroboana ireo rojom-pihariana toy ny tantely, ny jono, ny voanjo, ny voly fanondrana, ny kinana, ny apemba sy ny bajiry, ny sakamalao sy ny tongolo any amin’ireo faritra 3 ireo.

Amin’ny alalan’ny tetikasa GIZ PrAda no ahafahana manome tosika sy manampy ny traikefan’ireo mpisehatra amin’ireo rojom-pihariana ireo manoloanan’ny fiovaovan’ny toetrandro.

𝐃𝐞́𝐯𝐞𝐥𝐨𝐩𝐩𝐞𝐦𝐞𝐧𝐭 𝐝𝐞𝐬 𝐜𝐡𝐚𝐢𝐧𝐞𝐬 𝐝𝐞 𝐯𝐚𝐥𝐞𝐮𝐫𝐬 𝐝𝐚𝐧𝐬 𝐥𝐞𝐬 𝐫𝐞́𝐠𝐢𝐨𝐧𝐬 𝐀𝐧𝐝𝐫𝐨𝐲, 𝐀𝐧𝐨𝐬𝐲 𝐞𝐭 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐦𝐨 𝐀𝐭𝐬𝐢𝐧𝐚𝐧𝐚𝐧𝐚

Le programme AFAFI-Sud, financé par l’Union Européenne intervient dans les régions Androy, Anosy et Atsimo Atsinanana de Madagascar. Ces régions font face à des problèmes d’insécurité alimentaire permanente, de productivités agricoles insuffisantes et des inconvénients du changement climatique.

Les activités de la composante 3 du programme, relatives au développement des chaines de valeurs dans ces trois régions sont mises en œuvre par GIZ PrAda.

A travers le projet, nous accompagnons les différents acteurs des Chaînes de Valeurs à s’adapter à ce changement climatique à travers le renforcement de capacité et ainsi augmenter leur résilience.