Lancement officiel du campagne d’entretien sylvicole dans la région Atsimo Atsinanana

Le programme AFAFI-Sud a participé au lancement officiel du campagne d’entretien sylvicole dans la région Atsimo Atsinanana le samedi 27 mai 2023 dernier à l’Université de Farafangana.

Le thème de cette année est « fambolen-kazo voakolokolo, mamela Madagasikara maitso ho an’ny taranaka » (un reboisement entretenu pour laisser Madagascar verte pour les descendants). Le désherbage, regarnissage et la mise en place de pare-feu ont été au programme lors de cet évènement.

************************************

Nandray anjara tamin’ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny andro-pirenena ho fikolokoloana ny hazo voavoly taty amin’ny faritra Atsimo Atsinanana ny fandaharan’asa AFAFI-Sud. Natao ny sabotsy 27 mai 2023 lasa teo izany hetsika izany tao amin’ny Oniversiten’i Farafangana. Fanalana ny ahi-dratsy sy fanoloana ny zanakazo maty ary fanaovana ny aro-afo no natao nandritra izany. Ny lohahevitra tamin’izany ny hoe « fambolen-kazo voakolokolo, mamela Madagasikara maitso ho an’ny taranaka ».