Fier-Mada 4 – 8 aogositra 2021

Tetikasa maro ao anatin’ny 11èmeFED no mandray anjara
Vonona handray antsika rehetra mandritra ny foara be FIER-Mada andiany faha 22 ireo tetikasa anatin’ny fandaharanasa RINDRA, AFAFI-Centre, AFAFI-Nord ary ny AFAFI-Sud vatsian’ny vondrona eoropeana vola.
Tongava maro mitsidika ny tranoeva eny amin’ny kianjan’i Maki Andohatapenaka fa maro ireo vokatra atolotr’izy ireo ho antsika!!!!!



