Programme d'appui au Financement de l'Agriculture et aux Filières Inclusives dans le Nord de Madagascar (AFAFI-Sud)

Financé à hauteur de 31 500 000 d’euros, la contribution du FED ciblera trois régions dont Androy, Anosy et Atsimo Atsinana.

Le programme AFAFI-Sud s’inscrit dans la continuité des programmes de sécurité alimentaire et nutrition mis en œuvre par l’UE dans le Sud de Madagascar au cours des cinq dernières années (projets ASARA et AINA).

L’objectif principal est de contribuer de façon durable à l’amélioration des conditions de vie et de la sécurité alimentaire et nutritionnelle des populations rurales dans le Sud de Madagascar. Sa conception s’appuie sur les leçons tirées des projets antérieurs et prend en compte les dynamiques et pratiques adaptées au contexte du Sud de Madagascar qui ont été promues.

Actualités


Nanantanteraka fidinana ifotony ireo mpandray anjara amin’ny COPILO III

Ao anatin’ny fivorian’ny COPILO fahatelo an’ny Fandaharan’asa AFAFI Sud izay tanterahina any Fort-Dauphin, dia nanao fitsidihana ifotony ireo mpandray anjara. Ny zotra voalohany dia ny « point d’eau à usage multiple » eny Ifarantsa Maliovola sy ny CEP CUMA mifandray aminy. Niarahana tamin’ny Ben’ny Tanànan’Ifarantsa io fitsidihana io. Nifantoka manokana tamin’ireto tranonkala vitsivitsy ireto ny […]

Troisième réunion du Comité de Suivi et d’Orientation (CSO) du programme AFAFI – Sud

Notontosaina tao Farafangana, anio faha 03 novambra ny fivorian’ny komity mpanara-maso sy mpandrindra na « Comité de Suivi et d’Orientation – CSO » andiany fahatelo ny fandaharanasa AFAFI-Sud. Izany dia notronin’ny goverinoran’ny faritra Atsimo-Atsinanana, ny solontenan’ny goverinoran’ny faritra Androy sy Anosy, ny Talen’ny BACE sy ny solontenan’ny Vondrona eoropeana izay mpamatsy vola ny fandaharanasa AFAFI-Sud. […]

Faritra Atsimo : Hihena ny fahasahiranan’ireo mpanjono

Notanterahina ny 21 Septambra 2021 ny fandraisana tamin’ny fomba ofisialy ireo lakana andrana vita amin’ny hazo fisaka izay natao ho modely hampiroboroboana ny fanjonoana any amin’ny faritra Atsimo : Androy sy Anôsy. Tanjona ny hampitombo ny vola miditra isan-tokantranon’ireo mpanjono sy hiadiana amin’ny tsy fahampian-tsakafo. Hihena ihany koa ny fahasahiranan’ny mpanjono satria tsy voatery manafatra […]