FDA Analamanga : tetikasa miisa 246 no ho vatsiana
Ny session #CROA ny faran’ny volana aprily teo no nanapaka fa tetikasa miisa 𝟮𝟰𝟲 no hahazo tantsoroka avy amin’ny Ministeran’ny Fambolena, Fiompiana ary Jono (MAEP) amin’ny alalan’ny FDA Analamanga. Miisa 𝟲 𝟵𝟳𝟵 ny mpisitraka izany, izay 𝟯 𝟴𝟱𝟯 𝑛𝑜 𝑣𝑒ℎ𝑖𝑣𝑎𝑣𝑦. Miisa 222 ireo tetikasa nentin’olon-tokana raha 24 kosa ny nentin’ny Fikambanana. 𝘕𝘺 𝘛𝘦𝘵𝘪𝘬𝘢𝘴𝘢 𝘍𝘈𝘕𝘋𝘙𝘖𝘚𝘖, 𝘪𝘻𝘢𝘺 […]