Actualités

Foire économique et commerciale des 23 régions de Madagascar

Manasa anao hitsidika ny stand laharana 27, stand ny CTHT fa ho hitanao ao avokoa ireo vokatra nahafantaranao ny CTHT hatramin’izay; ao ihany koa ireo vokatra vaovao.

Fandaharan’asa AFAFI Centre : Fiantombohan’ny hetsika “Recensement Parcellaire”

Natomboka ny fanangonana ny antonta rehetra momba momba ny tany na ny “collecte de données” ao amin’ireo kaominina 20 amin’ireo kaominina 26 hiasan’ny tetikasa TAFITA izay hanatanterahana ny hetsika « Recensement Parcellaire (RP)» ny 8 novambra 2021 teo rehefa vita ny fanentanana sy fampahafantarana ny hetsika teo anivon’ny kaominina herinandro vitsy izay. Ny ekipan’ny tetikasa […]

Fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny fanombohan’ny Tetikasa AMPIANA 2 tao Ankazobe

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy teny Mahavelona, distrikan’Ankazobe ny fanombohan’ny tetikasa AMPIANA 2 ny 18 novambra 2021. Anisan’ny tetikasa dimy (5) ao anatin’ny Fandaharanasa AFAFI-Centre izay vatsian’ny Vondrona eoropeana amin’ny alalan’ny Tahirim-bolan’ny eoropeana ho an’ny Fampandrosoana (FED) faha-11. Ny tanjon’ny tetikasa AMPIANA 2 dia ny famahana sy famaliana ny filàna fototra ilain’ny vondrom-piarahamonina ifotony eo amin’ny […]

Fandaharan’asa AFAFI-Centre : fanofanana ireo ben’ny tanàna amin’ny fanomanana ny tetibola voalohany “Budget Primitif” tetsy Anjozorobe

Ao anatin’ny fampiharana ny lohahevitra momba ny fitondrana tsara tantana, dia nikarakara ny fanofanana momba ny fanomanana ny tetibola voalohany ho an’ireo tompon’andraikitra eo anivon’ny kaominina amin’ireo faritra fandraisana an-tanana ny tetikasa ny ekipan’ny TAFITA. Izany dia ho fanatsarana ny fahaizan’izy ireo amin’ny fanomanana ny tetibola. Notanterahina ny 17 novambra 2021 teo, araka izany, ny […]

Fiaraha-miasa eo amin’ny “Direction Régionale de l’Environnement et du Développement Durable” (DREDD SAVA) sy ny fandaharan’asa AFAFI Nord

Ny Fandaharan’asa « Appui au Financement de l’Agriculture et aux Filière Inclusives » (AFAFI-Nord) dia manana tanjona ny « fampiroboroboana ny sehatry ny fambolena sy fiompiana maharitra maharitra any avaratr’i Madagasikara », indrindra any amin’ny faritra SAVA, DIANA ary Analanjirofo. Misy noho izany ny fiaraha-miasa eo amin’ny « Direction Régionale de l’Environnement et du Développement […]

Fitsidihin’ny Tetikasa TAFITA ara-pombam-panajana ny Goverinoran’ny Faritra Itasy

Nihaona tamin’ Andriamatoa Maherizo ANDRIAMANANA, Governoran’ny Faritra Itasy, Jeneralin’ny Sampana, ny solontenan’ny Tetikasa TAFITA izay notarihin’ny Talen’ny Tetikasa Jérôme RAOMBA sy ny mpitantana ny tetikasa Gaby Florent ROBERT niaraka tamin’ny tompon’andraikitry ny Serasera, androany teny amin’ny biraom-paritra Miarinarivo. Fotoana iray nampahafantarana ny Tetikasa « Projet d’Appui à la Sécurisation Foncière » izay vatsian’ny Vondrona eoropeana […]